Mirona be be kokoa amin’ny fampiasana ny Teknolojia vaovao ny paikady fanarenana ny orinasa JIRAMA
Teboka efatra no iompanan’ny fanavaozana :
- Fifaneraserana amin’ny mpanjifa amin’ny fomba samihafa,
- Tolotra vaovao,
- Fanatsaràna ny fandraisana an-tanana ireo mpanjifa,
- Fampiasana ny teknolojia vaovao,
- Ny vina dia ho JIRAMA fakan-tahaka amin’ny 2025.