Afaka mividy solika mivantana ny JIRAMA

Nankatoavin’ny Filankevitry ny Minisitra ny fanomezan-dalana ny JIRAMA hividy solika mivantana tsy mandalo tolo-barotra amin’ny tsenam-panjakana mandritra ny roa volana mandrapahatongan’ny volana Aprily 2020.