Antsirabe : Fanavoazana andrin-jiro

Hiroso amin’ny fanoloana ireo andrin-jiro hazo lo ny JIRAMA Antsirabe ny Talata 18 febroary izao. Ho tapaka, noho izany, ny herinaratra amin’ny faritra vitsivitsy any an-toerana.