Ao anatin’ny Fikojakojana ireo tambazotra mitondra herin’aratra dia hisy ny fahatapahan-jiro amin’ireo faritra vitsivitsy eto Antananarivo sy ny manodidina Ho fiomanana dia toy izao ny fandrindrana izany Fikojakojana izany

Laisser un commentaire

Your email address will not be published.