Asa fikojakojana : 13 hatramin’ny 19 febroary

Ireo toerana sy fotoana mety hahatapahan’ny herinaratra noho ny asa fikojakojana tsy maintsy tanterahana eo anelanelan’ny 13 ka hatramin’ny 19 febroary 2020.