Fahatapahan-drano nohon’ny fahasarotan’ny asa famindràna fantsona eny Nanisana

Misy fahasarotany ny famindrana fantsona lehibe eny amin’ny kihon-dalana Nanisana, antony mbola mahatonga ny fahatapahan’ny famatsian-drano amin’ireto toerana ireto hatramin’izao:ANKERANA ANKADINDRAMAMY – SOAMANANDRARINY – AMBATOBE – MANDROSOA – MASINANDRIANA – ANALAMAHITSY CITÉ – ANALAMAHITSY TANÀNA – ANDRANOBEVAVA – ANDRONONOBE – ANDAFIAVARATRA – AMBOHITRARAHABA – ANTANANDRANO – MANJAKA – AMBOHIPANJA – ANKADIKELY – ILAFY – ANTSAMPANDRANO – ANDRANOVELONA – AMBOHITRAINA – AMBODIVOANJO – ANDROHIBE – AMPETSAPETSA – IVANDRY – MAHATONY – ALAROBIA – AMBONILOHA – SOAVIMASOANDRO – AMORONA – AMBARAVARANKAZO.

Am-perinasa manohy ny fanarenana ny ekipa teknikan’ny JIRAMA ka rehefa vita izany dia hiverina amin’ny laoniny ny famatsian-drano amin’ireo toerana ireo.

Ny JIRAMA dia mamerina ny fialan-tsiny nohon’ny fanelingelenana aterak’izany ary mankasitraka ny mpanjifany amin’ny faharetana.

Coupures d’eau pour cause de complications des travaux de mutation d’une conduite à Nanisana

Des complications surviennent durant la mutation d’une conduite au rond-point Nanisana, raison pour laquelle l’alimentation en eau dans les quartiers suivants reste coupée :ANKERANA ANKADINDRAMAMY – SOAMANANDRARINY – AMBATOBE – MANDROSOA – MASINANDRIANA – ANALAMAHITSY CITÉ – ANALAMAHITSY TANÀNA – ANDRANOBEVAVA – ANDRONONOBE – ANDAFIAVARATRA – AMBOHITRARAHABA – ANTANANDRANO – MANJAKA – AMBOHIPANJA – ANKADIKELY – ILAFY – ANTSAMPANDRANO – ANDRANOVELONA – AMBOHITRAINA – AMBODIVOANJO – ANDROHIBE – AMPETSAPETSA – IVANDRY – MAHATONY – ALAROBIA – AMBONILOHA – SOAVIMASOANDRO – AMORONA – AMBARAVARANKAZO.

L’équipe technique de la JIRAMA continue la manoeuvre à l’issue de laquelle l’approvisionnement en eau reviendra à la normale.

La JIRAMA réitère ses excuses pour le désagrément engendré et remercie ses clients pour leur patience.