FAHATAPAHAN-JIRO – COUPURES D’ÉLECTRICITÉ : AMBOHIJATOVO – ANALAKELY – ANTANINARENINA – AMBATOMENA – ANTSAHAVOLA.

Misy tsy fahatomombanana ny tambazotra mitondra herinaratra mamatsy ireo toerana ireo ka mahatonga fahatapahan-jiro amin’izao fotoana izao. Efa an-dalam-panarenana ny ekipa teknikan’ny JIRAMA ka rehefa vita izany dia hiverina amin’ny laoniny ny famatsiana herinaratra amin’ireo toerana ireo.Ny JIRAMA dia maneho ny fialan-tsiny nohon’ny fanelingelenana ary mankasitraka ny mpanjifany amin’ny faharetana.

Quartiers: AMBOHIJATOVO – ANALAKELY – ANTANINARENINA – AMBATOMENA – ANTSAHAVOLA.Un déclenchement d’une ligne électricité vient de se produire, engendrant actuellement des coupures de courant dans ces quartiers.L’équipe technique de la JIRAMA est en train de réparer le dommage. Après cela, l’alimentation en électricité dans ces quartiers sera rétablit à la normale.La JIRAMA présente ses excuses du désagrément et remercie ses clients pour leur patience.