Fanoloana andrin-jiro eny Ankadimbahoaka – Remplacement Poteau Électrique à Ankadimbahoaka

Mbola am-perinasa manolo ilay andrin-jiro nianjera eny Ankadimbahoaka ny ekipa teknikan’ny JIRAMA, amin’izao fotoana izao. Mbola tsy miverina arak’izany ny famatsiana herinaratra amin’ireto toerana ireto : FASAN’NY KARANA – ANKADIMBAHOAKA- FORELLO TANJOMBATO – SOAVINA. Rehefa vita ny asa dia hiverina amin’ny laoniny ny famatsiana herinaratra amin’ireo toerana ireo Ny JIRAMA dia mamerina ny fialan-tsiny nohon’ny fanelingelenana aterak’izany ary mankasitraka ny mpanjifany amin’ny faharetana.

L’équipe technique de la JIRAMA est toujours en plein travaux de remplacement du support électrique tombé à ANKADIMBAHOAKA. L’alimentation en électricité dans les localités suivantes reste suspendue: FASAN’NY KARANA – ANKADIMBAHOAKA- FORELLO TANJOMBATO – SOAVINA. Cela reviendra à la normale une fois les travaux achevés La JIRAMA réitère ses excuses pour les désagréments engendrés et remercie ses clients pour leur patience.