FIANARANTSOA : Hitombo ny famokarana herinaratra – Renforcement de la production d’électricité

Tanjona : Hampihenana ny fahatapahan-jiro

Efa tonga ao amin’ny tobim-pamokarana herinaratra ao AMPOPOKA, FIANARANTSOA ireo vondrom-pihary herinaratra miisa roa, manana tanjaka mitotaly 4 MW. Hiroso avy hatrany amin’ny fametrahana ireo ny teknisiana any an-toerana hahafahana mampiakatra ny famokarana herinaratra any an-toerana.

Mbola hisy vondrom-pihary herinaratra telo hafa halefa any an-toerana hanampy ireo efa am-perinasa.

Objectif : Alléger les problèmes de coupures d’électricité.

Les deux groupes électrogènes, d’une capacité de 4 MW sont arrivés dans la centrale à AMPOPOKA, FIANARANTSOA.

Les techniciens vont procéder à leurs installations afin de renforcer la production d’électricité dans la ville.

Trois autres générateurs s’ajouteront à ceux déjà opérationnels dans la centrale de la JIRAMA à FIANARANTSOA