Nahazo alalana hividy solika mivantana ny Jirama

Nankatoavin’ny Filankevitry ny Minisitra ny alalana farany nomena ny JIRAMA hividy solika mivantana tsy mandalo antso amin’ny tsenam-panjakana mandritra ny 2 volana mandrapahatongan’ny volana Aprily 2020.

Laisser un commentaire

Your email address will not be published.