Hamafisina ny fantson-drano manodidina ny lalam-baovao Rocade-Est

Mandroso ny asa famindrana fantsona lehibe , izay voakasiky ny fanamboarana ilay lalana « Rocade-Est », eny amin’ny kihon-dalana Nanisana, izay niasan’ny JIRAMA andro sy alina nanomboka omaly 17 Aogositra.Harenina ao anatin’izany ihany koa ireo simba rehetra izay miteraka fahaverezan’ny rano.Vinavinaina ho vita anio 18 Aogositra antoandro ny asa eny an-toerana ka hiverina amin’ny laoniny ny famatsian-drano amin’ireto toerana ireto:ANKERANA ANKADINDRAMAMY – SOAMANANDRARINY – AMBATOBE – MANDROSOA – MASINANDRIANA – ANALAMAHITSY CITÉ – ANALAMAHITSY TANÀNA – ANDRANOBEVAVA – ANDRONONOBE – ANDAFIAVARATRA – AMBOHITRARAHABA – ANTANANDRANO – MANJAKA – AMBOHIPANJA – ANKADIKELY – ILAFY – ANTSAMPANDRANO – ANDRANOVELONA – AMBOHITRAINA – AMBODIVOANJO – ANDROHIBE – AMPETSAPETSA – IVANDRY – MAHATONY – ALAROBIA – AMBONILOHA – SOAVIMASOANDRO – AMORONA – AMBARAVARANKAZO.

Ny JIRAMA dia mamerina ny fialan-tsiny nohon’ny fanelingelenana aterak’izany ary mankasitraka ny mpanjifany amin’ny faharetana.

Renforcement de la conduite alimentant les environs de la Rocade-Est

Les travaux de mutation de la grosse conduite touchée par la construction de la Rocade-Est, au niveau du rond-point Nanisana, où la JIRAMA à travaillé jour et nuit depuis hier 17 Août, avance.Toutes les anomalies pouvant engendré des pertes en eau sont à rétablir à cette occasion.L’intervention est prévue s’achever ce jour, vers midi et l’alimentation en eau dans les quartiers suivants sera rétablit à la normale:ANKERANA ANKADINDRAMAMY – SOAMANANDRARINY – AMBATOBE – MANDROSOA – MASINANDRIANA – ANALAMAHITSY CITÉ – ANALAMAHITSY TANÀNA – ANDRANOBEVAVA – ANDRONONOBE – ANDAFIAVARATRA – AMBOHITRARAHABA – ANTANANDRANO – MANJAKA – AMBOHIPANJA – ANKADIKELY – ILAFY – ANTSAMPANDRANO – ANDRANOVELONA – AMBOHITRAINA – AMBODIVOANJO – ANDROHIBE – AMPETSAPETSA – IVANDRY – MAHATONY – ALAROBIA – AMBONILOHA – SOAVIMASOANDRO – AMORONA – AMBARAVARANKAZO.

La JIRAMA réitère ses excuses pour le désagrément engendré et remercie ses clients pour leur patience.