JIRAMA 45 taona: Nitsidika ny Tobim-pamokaran-drano ao TOLIARA ny mpianatry ny Anjerimanotolon’i Maninday – Les étudiants de l’Université de MANINDAY visitent la station de traitement d’eau à TOLIARA

Samy manana ny hetsika ankalazàny ny faha-45 taonan’ny JIRAMA ireo. Direksiona Iraisam-paritra rehetra manerana ny Nosy. Ho an’i Toliara dia nandray ireo mpianatra taona faharoa sy taona fahatelo amin’ny sampana « Hydraulique » ao amin’ny oniversiten’i Maninday ny JIRAMA. Ny tobim-pamokaran-drano sy ireo sinibe -drano ao Miary sy Andranomena no notsidihan’ireo mpianatra. Nandritra izany no nilazàn’ireo fa mifanentana tsara amin’ny taranja ianaran’izy ireo ny zavatra itany ary hanampy betsaka amin’ny fitohizan’ny fianaran’izy ireo izany.

Chacune des Directions Interrégionales a sa manière de célébrer les 45ème anniversaire de la JIRAMA. Celle à Toliara a reçu les étudiants de la deuxième et troisième année de la filière Hydraulique de l’université de Maninday. Les étudiants ont visité la station de traitement d’eau et les réservoirs à Miary et Andranomena. À l’issue de la visite, ils ont constaté une compatibilité de ce qu’ils ont vu et leur filière et la visite contribuera à la suite de leur cursus.