JIRAMA 45 Taona: Nitsidika ny Tobim-pamokarana herinaratra azo avy amin’y masoandro ny mpianatry ny DON BOSCO MAHAVATSE – JIRAMA 45 ans: Les étudiants du DON BOSCO MAHAVATSE visite la centrale Photovoltaïque

Feno 45 taona ny orinasa JIRAMA ka samy manana ny fomba hankalazàny izany ireo Direksiona Iraisam-paritra rehetra. Fitsidihana ny tobim-pamokarana herinaratra azo avy amin’ny masoandro ao ANDRANOMENA no nentin’ny Direksiona Iraisam-paritry ny JIRAMA ao Toliara nankalazàna izany, niaraka tamin’ireo mpianatry ny « Centre de Formation Don Bosco » MAHAVATSE, ny Alarobia lasa teo. Ny Fikojakojana ireo takelaka famokarana herinaratra avy amin’ny masoandro no tena nahaliana ireo mpianatra mpitsidika. Ny mpianatry ny lisea teknika Indostrialy ao TOLIARA indray no hanatanteraka fitsidihana ity tobim-pamokarana herinaratra azo avy amin’ny masoandro ity, ny Alatsinainy 23 novambra ho avy izao.

La JIRAMA fête ses 45ème anniversaire et chacune des Directions Interrégionales a sa manière de célébrer. Pour sa part, la Direction Interrégionale de TOLIARA a effectué une visite de la centrale photovoltaïque d’ANDRANOMENA, avec les étudiants du Centre de Formation Don Bosco MAHAVATSE. Ces derniers s’intéressent surtout sur l’entretien des panneaux solaires lundi 23 novembre, ce sera au tour des élèves du lycée technique Industriel de Toliara de visiter la centrale.