JIRAMA= 45 Taona : « Ny mpanjifa no laharam-pahamehana » – 45 ème anniversaire de la JIRAMA : « Les clients sont prioritaires »

Vina : Orinasa mamokatra sy mandroso, manome fahafaham-po ny mpanjifany amin’ny kalitaon’ny asa sy ny vokatra zarainy.

Tanjona : Fanatsaràna ny fifandraisana amin’ny mpanjifa- Fanatsaràna ny famokarana sy famatsiana Jiro – Fanatsaràna ny famokarana sy famatsiana Rano- Fanarenana ara-bola.

JIRAMA ho amin’ny 45 taona ho avy: Ny Mpanjifa aloha- Fifanajana- Fahitsiana- Firaisan-kina- Fahombiazana.

Vision : Une société productrice qui avance et satisfait ses clients sur la qualité de service et les produits à distribuer.

Objectifs : Amélioration de la relation-clientèle – Amélioration de la production Électricité – Amélioration de la production Eau – Redressement financier.

JIRAMA pour les 45 ans à venir : Les clients d’abord – le Respect – L’intégrité – la Solidarité – la Réussite.