JIRAMA Manatsara

Tetikasa « une semaine=un quartier » : Toerana efatra nametrahana « Transformateurs » vaovaoManohy hatrany ny famahana ny olan’ny fahatapahan-jiro eto Antananarivo sy ny manodidina ny JIRAMA. Nandritra ity herinandro ity dia toerana efatra no nanatanterahina ny asa fanatsarana ny famatsiana herinaratra, amin’ny alalan’ny fametrahana « postes Transformateurs » vaovao:- ANKARAOBATO ANKADILALAMPOTSY- SOAMANANDRARINY- VONTOVORONA – BELANITRA

Tafiditra ao anatin’ny tetikasa fanamafisana ny tambazotra mpitsinjara herinaratra amin’ny faritra iray lehibe isan-kerinandro ity asa ity ary mbola maro ireo faritra menan’ny fahatapahan-jiro hisitraka izany.Ny fanatanterahina ny asa dia mitaky fiatoan’ny famatsiana herinaratra amin’ny toerana hanatanterahina izany.Ny JIRAMA dia maneho ny fialan-tsiny nohon’ny fanelingelenana aterak’izany ary mankasitraka ny faharetan’ny mpanjifany.

Projet « une semaine=un quartier » : Création de nouveaux postes Transformateurs dans quatre quartiers La JIRAMA poursuit la résolution des problèmes de coupures d’électricité à Antananarivo et ses environs. Cette semaine, quatre quartiers ont bénéficié du projet d’amélioration de l’alimentation en électricité, à travers la création des nouveaux postes Transformateurs:- ANKARAOBATO ANKADILALAMPOTSY- SOAMANANDRARINY- VONTOVORONA – BELANITRALes travaux entrent dans le cadre du projet de renforcement des réseaux, « une semaine = un quartier ». D’autres localités classées rouge écarlate en terme de coupures vont en bénéficier. Les travaux nécessitent la suspension de l’alimentation en électricité dans les quartiers cibles. La JIRAMA présente ses excuses pour le désagrément engendré et remercie la patience de ses clients.