MISITRAKA HAZAVANA AN-DALAM-BE IHANY KOA I VATOMANDRY – DES ÉCLAIRAGES PUBLICS ÉGALEMENT POUR VATOMANDRY

Taorian’i Foulpointe dia nitohy tany Vatomandry indray ny fametrahana ireo jiro LED COBRA, androany Alahady 13 Septambra 2020. Izao no atao dia ho fanazavàna sy fanomezana endrika ny tanàna ary hanamafisana ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana.Naneho ny hafaliany toy ny vahoakan’i Foulpointe ihany koa ny mponin’i Vatomandry.Manasa antsika hijery ity fanehoan-kevitra ity.

Après Foulpointe, l’installation des lampes LED COBRA a continué à Vatomandry, ce Dimanche 13 Septembre 2020. L’action vise à éclairairer, embellir les villes et renforcer la lutte contre l’insécurité. Les habitants de Vatomandry, comme ceux de Foulpointe ont manifesté leur joie. Nous sommes invités à regarder ce témoignage.