Miverina tsikelikely ny famatsian-drano eny Nanisana sy ny manodidina

Tafiditra tanteraka ao anatin’ny fametrahana ny « rond-point Rocade Est » ny famindrana ireo fotodrafitrasan’ny JIRAMA izay notanterahina nanomboka ny Alatsinainy teo mba hahatomombana ny famatsian-drano amin’ny tapany afovoany Atsinanana.Fanavaozana ny fantsona sy ny fitaovana efa antitra mba tsy hisian’ny olana eo amin’ny famatsian-drano no notontosaina, antony nahatonga fahatapahan’ny famatsian-drano teny Nanisana sy ny manodidina azy, izay efa miverina tsikelikely amin’ny laoniny moa ny famatsiana. Aorian’ny as tahaka izao dia mety mbola tsy hiverina amin’ny laoniny ny endriky ny rano. Entanina arak’izany ny mpanjifa handefa ny « robinet » mandritra ny minitra vitsy mialoha ny hampiasana ny rano.

Ny JIRAMA dia mankasitraka ny mpanjifany tamin’ny faharetana.

Retour progressif de l’alimentation en eau à Nanisana et ses environs

La mutation des ouvrages de la JIRAMA initiée depuis lundi, afin d’assurer l’alimentation en eau dans la partie centre-Est, entre dans le cadre de la création du rond-point Rocade-Est.Ont été effectués à cette occasion, le renouvellement des conduites et des joins vétustes, évitant ainsi les problèmes liés à l’approvisionnement en eau. Les travaux ont engendré des coupures de l’alimentation en eau à Nanisana et ses environs mais mais celle-ci est déjà rétablit progressivement à la normale.Suite aux interventions de ce genre, il est possible que l’aspect de l’eau change.La JIRAMA prie ses clients de laisser couler le robinet pendant quelque minutes afin que l’eau trouve son aspect normal.

La JIRAMA remercie la patience de ses clients.