ORE VALIDE LA NOUVELLE GRILLE TARIFAIRE DE L’ELECTRICITE

L’Office de Régulation de l’Energie valide la nouvelle grille tarifaire de l’électricité.

Les détails de la grille sont disponibles et consultables sur le site officiel de l’ORE: http://www.ore.mg/

NANKATOAVIN’NY ORE IREO SANDAN’ NY HERINARATRA VAOVAO

Nankatoavin’ny ORE na ny « Office de Régulation de l’Energie »  ireo sandan’ ny herinaratra vaovao.

Tsidiho ny tranokala : http://www.ore.mg/ mba hahitanao ny antsipirian’izany.

BRANCHEMENT EN CASCADE : un compteur pour un ménage.

Tokantrano iray = Kaontera iray; Manatona ny Jirama mba hahafahanao mahalala ireo tolotra mety aminao.


CONSOMMATION RESPONSABLE DE L’ENERGIE : les 7 commandements pour économiser l’énergie.

Economisez plus, consommez responsablement l’énergie. Voici les 7 commandements de l’économie d’énergie :

  1. Optez pour les ampoules économiques ;
  2. Ayez l’habitude d’éteindre la lumière quand vous sortez ;
  3. Eteignez et débranchez tous vos appareils ;
  4. Débranchez tout appareil de recharge (chargeur…) ;
  5. Surveillez votre consommation ;
  6. Optez et achetez les appareils économiques ;
  7. Economisez l’énergie, elle est précieuse.

Araho maso ny fandanianao : fantaro ireo didy fito-ny fitsitsiana herinaratra

  1. Mampiasà takamoa mitsitsy ;
  2. Vonoy ny jiro rehefa tsy an-trano na mivoaka ny efitrano ;
  3. Piho tanteraka ireo fitaova tsy miasa dia tsoahy ny prise ;
  4. Tsoahy ireo fitaovana famahanana herinaratra toy ny chargeur ;
  5. Araho maso ny fandanianao na ny index ao amin’ny agence en ligne na ny application mobile ;
  6. Fitaovana tsy mandany herinaratra vidiana ;
  7. Sarobidy ny angovon andao hotsitsiana.

Sarobidy ny angovo, andao hotsitsiana. Safidio ireo takamoa tsy mandany herinatra fa sady maharitra no mitsitsy kokoa.


SIMPLIFIEZ VOUS LA VIE :

Faites votre auto-relevé via notre agence en ligne, en appelant le 3547 ou en remettant le coupon auprès de votre agence habituelle.

Manamora ny fanaraha-maso ny fandaniana ny fanaovana Auto-relevé.

Alefaso amin’ny alalan’ny Agence en ligne na ny application mobile na koa antsoy ny 3547 ny auto-relevé-anao.


JIRAMA EN LIGNE : Agence en ligne et application mobile.

Retrouvez tous les services d’une agence de la JIRAMA en un seul click et partout avec les fonctionnalités de notre agence en ligne. Vivons dans l’air du temps.

Efa azonao atao ny mampiasa ny Agence en ligne sy Application mobile.

Ho hitanao ao avokoa ireo tolotra rehetra fanao mahazatra anao eny amin’ny masoivoho na aiza na aiza misy anao.


TARIFS PLUS ADAPTES :

Choix de tarif plus adapté à faire pour les petites et moyennes entreprises afin d’économiser.

Efa misy ireo tolotra manokana hoantsika orinasa madinika sy salantsalany. Safidio ny mety kokoa aminao.

Sarobidy ny angovo, andao hotsitsiana.


SUIVI DE CONSOMMATION :

Faites-le sur l’application ou notre agence en ligne.

Zava-dehibe ny fanaraha-maso ny fandaniana. Azonao jerena mivantana ao amin’ny Agence en ligne na ny application mobile izany.

Misoratà anarana dieny izao.

Laisser un commentaire

Your email address will not be published.