TAOLANARO MISITRAKA HAZAVANA AN-DALAM-BE – DES ÉCLAIRAGES PUBLICS POUR TAOLANARO

Taorian’ireo tanàn-dehibe maherin’ny 40 nahazo ny lampes LED COBRA dia tsy diso anjara tamin’izany ny tanànan’i Taolanaro. Maro ireo tanan-dehibe manerana ny Nosy efa nisitraka sy mbola hisitraka izany. Tafiditra indrindra izany amin’ny fankalazana ny faha 60 taona niverenan’ny fahaleovantena.Fanazavàna sy fanomezana endrika ny tanàna ary ady amin’ny tsy fandriampahalemana no tanjona.

Taolanaro rejoint les quarantaines de villes ayant bénéficié des lampes LED COBRA.De nombreuses Grandes villes sur tout le territoire en sont et seront dotées de ces éclairages publics, qui entrent dans le cadre de célébration de la 60ème anniversaire de l’indépendance.Éclairages, embellissement de la ville et lutte contre l’insécurité en sont les objectifs.