TETIKASA UNE SEMAINE=UN QUARTIER : FARITRA 79 HISITRAKA FANATSARÀNA NY FAMATSIANA HERINARATRA

Ao anatin’ny fanatanterahana ny tetikasa Une semaine=UN quartier ny JIRAMA tato anatin’ny volana maromaro. Faritra 79 eto Antananarivo, izay ahitana fahatapahan-jiro betsaka no hisitraka ny tetikasa izay miompana amin’ny fanamafisana na fametrahana « poste Transformateur » vaovao. Faritra 23 no efa nanatanterahana izany hatramin’ny volana Janoary 2020 : Ambohimangidy Ampitatafika – Antokotanitsara Anosizato – Ambaniala Itaosy – Ambohitsoa Mahazoarivo – Ambohimirary- Ambohitrarahaba – Vontovorona – Soamanandrariny – Ankaraobato Ankadilalampotsy- Belanitra,…Araho atao anatin’ny horonantsary ny andinindininy mahakasika izany.

79 QUARTIERS BÉNÉFICIAIRES DES AMÉLIORATIONS DE L’ALIMENTATION EN ÉLECTRICITÉ. La JIRAMA s’active dans la mise en œuvre du projet Une semaine=Un quartier depuis quelques mois déjà. 79 quartiers classés comme rouge écarlate en terme de coupures vont bénéficier soit d’un renforcement, soit d’une création d’un nouveau poste Transformateur. Depuis janvier, 23 localités en ont bénéficié dont: Ambohimangidy Ampitatafika – Antokotanitsara Anosizato – Ambaniala Itaosy – Ambohitsoa Mahazoarivo – Ambohimirary- Ambohitrarahaba – Vontovorona – Soamanandrariny – Ankaraobato Ankadilalampotsy- Belanitra,…Suivez les détails dans cette vidéo.