TOAMASINA: Fanitarana tambazotra mitondra herinaratra

Manatsara hatrany ny famatsiana herinaratra ao Toamasina ny JIRAMA Toamasina ka isan’izany ny asa fanitarana tambazotra mitondra herinaratra, izay hotanterahina rahampitso 19 sy 20 Aogositra 2020.Asa izay mitaky fanapahan’ny famatsiana herinaratra amin’ireo toerana hanatanterahina azy sy ny manodidina azy ireo izany. Ny JIRAMA dia miala tsiny noho ny fanelingelenana aterak’izany ary mankasitraka ny mpanjifany amin’ny faharetana.

TOAMASINA: Extension du réseau d’alimentation en électricité

La JIRAMA améliore davantage l’alimentation en électricité dans la ville de Toamasina. Une extension du réseau va être mener ce19 et 20 Août.L’intervention nécessite la suspension de l’alimentation en électricité dans les quartiers cibles et leurs environs. La JIRAMA s’excuse pour le dérangement causé et remercie la patience de ses clients.