HITOMBO NY TAHAN’NY FISITRAHANA HERINARATRA AO MORAMANGA – VERS UNE AUGMENTATION DU TAUX DE DESSERTE EN ÉLECTRICITÉ À MORAMANGA

Miroso ny asa fanoloana ireo vata mpanova herinaratra 50 KVA ho 160 KVA ao Moramanga

Tetikasa izay tafiditra ao anatin’ny fanatanterahana ny PAGOSE ADDITIONNEL

Ny tanànan’i Tsaramandroso sy Mangarivotra no misitraka izany. Hanampy azy ireo i Ambohitranjavidy sy ny maro hafa

Hihatsara ny tanjaky ny herinaratra

Hitombo ny tahan’ny fisitrahana herinaratra amin’ny alalan’ny fanitarana ny tambazotra 

#HerinaratraHoanNyRehetra

#AlefaJirama


Le passage des Transformateurs 50 KVA en 160 KVA à Moramanga avance

Ceci entre dans la mise en œuvre du projet PAGOSE ADDITIONNEL

Les habitants de Tsaramandroso et de Mangarivotra en sont les bénéficiaires. Ceux d’Ambohitranjavidy et d’autres seront les suivants

La tension électrique va s’améliorer

Le taux de desserte en électricité va augmenter grâce à l’extension des réseaux d’alimentation 

#ElectricitePourTous #AlefaJirama