*****FAMPITAM-BAOVAO***** MEH – JIRAMA : ATOMBOKA ENY ANDOHANIMANDROSEZA NY TETIK’ASA « HAZAVAO NY ELAKELAN-TRANO » Antananarivo faha 23 febroary 2023, Miroso amin’ny fanatanterahana ny tetik’asa « Hazavao ny elakelan-trano » ny Ministeran’ny Angovo sy ny Akoran’Afo izay iarahany manatanteraka amin’ny orinasa JIRAMA. Tetik’asa izay tafiditra indrindra ao anatin’ny Velirano faha-2 an’ny Filoham-pirenana Andry Rajoelina dia ny hanomezana: « Herinaratra ho […]
FAMPAHAFANTARANA Ho fanatsarana ny tolotra, ny JIRAMA dia mampahafantatra antsika Mpanjifa manerana ny Nosy, fa hiato ireto tolotra nomerika ireto ny 03 febroary amin’ny 6 ora hariva ka hatramin’ny 05 febroary amin’ny 12 ora alina : ▫️ Ny « Caisses » JIRAMA rehetra ▫️ Ny Fandoavam-bola amin’ny finday ▫️ Ny Fikirakirana ny « Agence en ligne » ▫️ Ny […]
FILAZANA Araka ny Kaody ankapobeny momba ny hetra voafaritry ny Làlana fanitsiana ny vola 2022, Andininy 06.01.04 sy 06.01.26 : Ny Orinasantsika JIRAMA dia mampahafantatra antsika ORINASA IHARAN’NY TVA, fa ireto fomba manaraka ireto no handoavana faktiora : Chèque non endossé Virement Carte Bancaire (Visa) Mobile Money (Airtel, Mvola, Orange Money) Paositra Money My Accès […]