Avis à la clientèle

FAMPAHAFANTARANA

Ho fanatsarana ny tolotra, ny JIRAMA dia mampahafantatra antsika Mpanjifa manerana ny Nosy, fa hiato ireto tolotra nomerika ireto ny 03 febroary amin’ny 6 ora hariva ka hatramin’ny 05 febroary amin’ny 12 ora alina :

▫️ Ny « Caisses » JIRAMA rehetra

▫️ Ny Fandoavam-bola amin’ny finday

▫️ Ny Fikirakirana ny « Agence en ligne »

▫️ Ny Fanaovana ny « auto-relevé »

▫️ Ny Fividianana fahana ho an’ny kaontera « prépayé ».

Entanina ny rehetra handray ny fepetra mifanaraka amin’izany ka hisitraka ireo tolotra araka izay filàna mialohan’ireo daty voatondro ireo.

‐——

AVIS À LA CLIENTÈLE

Dans le cadre de l’amélioration de nos offres, la JIRAMA informe ses usagers dans toute l’île que les services suivants seront suspendus du 03 février à 18h00 jusqu’au 05 février à minuit : 

▫️ Les caisses dans les agences JIRAMA

▫️ Le paiement par mobile

▫️ L’agence en ligne

▫️ L’auto-relevé

▫️ L’achat de crédit pour les compteurs prépayés.

Nous vous prions de prendre les dispositions nécessaires.

‐—-

Nos remerciements.

Laisser un commentaire

Your email address will not be published.