La pérennité de toutes les activités de la JIRAMA se base sur le développement durable.

Pour minimiser ses impacts négatifs sur l’environnement, la JIRAMA à créer une dynamique de prévention de la pollution et d’amélioration continue pour la protection de l’environnement à savoir :

La pérennité de toutes les activités de la JIRAMA se base sur le développement durable.

Pour minimiser ses impacts négatifs sur l’environnement, la JIRAMA à créer une dynamique de prévention de la pollution et d’amélioration continue pour la protection de l’environnement à savoir :

Fitokanana Kianja Barea Mahamasina: Tokantrano fito hisitraka saram-panjifana jiro sy rano mitentina Iray tapitrisa Ariary – Inauguration du stade Barea Mahamasina: Un chèque cadeau de factures d’un montant d’un million d’Ariary pour sept ménages

Antananarivo faha 21 septambra, Isan’ireo mpanohana ny lalao fisarihana notanterahan’ny Fiadidiana ny Repoblika, nandritra ny fitokanana ny kianja Barea Mahamasina, ny sabotsy 04 septambra teo ny JIRAMA. Tokantrano  miisa fito no voatondro tamin’ny alalan’ny « drone » nandritra ny fisarihana. Natolotra azy ireo, ny Talata 21 septambra teo , teny amin’ny biraon’ny JIRAMA Antanimena ny saram-panjifana jiro […]

HITOMBO NY TAHAN’NY FISITRAHANA HERINARATRA AO MORAMANGA – VERS UNE AUGMENTATION DU TAUX DE DESSERTE EN ÉLECTRICITÉ À MORAMANGA

Miroso ny asa fanoloana ireo vata mpanova herinaratra 50 KVA ho 160 KVA ao Moramanga Tetikasa izay tafiditra ao anatin’ny fanatanterahana ny PAGOSE ADDITIONNEL Ny tanànan’i Tsaramandroso sy Mangarivotra no misitraka izany. Hanampy azy ireo i Ambohitranjavidy sy ny maro hafa Hihatsara ny tanjaky ny herinaratra Hitombo ny tahan’ny fisitrahana herinaratra amin’ny alalan’ny fanitarana ny […]

DAO INFRUCTUEUX – AO 97 409-E

Decision-infructueuse-AO-97-409-E-1Télécharger

REPORT DE LA DATE LIMITE FIXEE POUR LA REMISE DES OFFRES N°A0 97 540 – C

AO-97-540-REPORT-DATETélécharger

REPORT DE LA DATE LIMITE FIXEE POUR LA REMISE DES OFFRES N°A0 97 534 – C

AO-97-534-REPORT-DATETélécharger

REPORT DE LA DATE LIMITE FIXEE POUR LA REMISE DES OFFRES N°A0 97 533 – C

AO-97-533-REPORT-DATETélécharger

Avis d’ Appel d’Offres Ouvert N° AO 97 511-E

Avis-dAppel-dOffres-AO-97-511-ETélécharger

EFA ️MIASA ILAY FANADIOVAN-DRANO AMIN’NY KAONTENERA ENY BEMASOANDRO — MISE EN SERVICE DE LA STATION DE TRAITEMENT CONTENEURISÉE À BEMASOANDRO

Hihatsara tsikelikely ny famatsiana eny Antanikatsaka- Bemasoandro- Ambanilalana ary ny cité Ambaniala. Mamokatra rano 100 m3  isan’ora ity kaontenera ity, izay vao ny voalohany ihany. Hapetraka tsy ho ela ny faharoa izay hamokatra 100m3 isan’ora ihany koa An-dalam-panarahana ny tambazotra mpitsinjara rano ny JIRAMA mba hahitana ny fiantraikan’izany ary hahafahana manao ny fampifandanjana ny fitsinjarana […]

AOO SAE40

AOO-SAE40-JOURNAUX-1Télécharger

AOO SAE15W40

AOO-SAE15W40-JOURNAUXTélécharger