Tarifs 14 sa Tarifs 16 ?

Tarif 14 sy 16 : natokana ho an’ny fampiasana ao antokantrano
Tarif 16 : tanjaka tsy voafetra na firy na firy: tsara ho an’ny Mpanjifa mandany mihoatra ny 60 kWh isam-bolana
Raha ampiasaina amin’ny zavatra hafa ny herinaratra dia tsy manana alalana hanao ireo famandrihana ireo. Tongava manova izany eny amin’ny Masoivoho mba hisorohana ny olana raha misy ny fitsirihana.